· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Liberia tamin'ny Septambra, 2017

Manapariaka Ny Bilaogy Aty Afrika Amin'ny Alàlan'ny Onjampeo

  16 Septambra 2017

Mety miahiahy angamba ny mpihaino sasany  - "be pitsony loatra ny famahanana bilaogy ... aiza ny fahafahana hifandraisana, mbola lafo vidy ny aterineto, " izany no fanehoan-kevitry ny mpihaino iray - kanefa mampiseho ny fandaharan'ny Onjampeo BBC World Tambajotra Afrika fa zava-misy ary anisan'ny miroborobo ny famahanana bilaogy eto Afrika .