Tantara mikasika ny Liberia tamin'ny Avrily, 2016
Nomen'i Liberiana Hotantanan'ny Orinasa Iray Amerikana Tsy Miankina Ny Fanabeazana Fototra
"Ny fieritreretana fotsiny ny sekoly ho toy ny toerana hianarana mamaky teny dia mety ho hevitra voalanjalanja ihany ho an'ny firenena iray izay ny ankamaroan'ny ankizy ao aminy no tsy afaka manatratra na dia izay fotsiny aza."