Tantara mikasika ny Liberia tamin'ny Oktobra, 2014
Mitony ny Afrikana Tandrefana na dia eo aza ny Ebola ary Mampahatsiahy an'Izao Tontolo Izao ny Mahaizy Azy
Araka ny efa voamarina dia manakaiky ny 5000 ny matin'ny ebola, ary farafahakeliny 10.000 no voalaza fa tratrany, maro amin'ireo any Afrika Andrefana no mampiasa ny tanjaky ny media vaovao hiadiana amin'ilay aretina.