Tantara mikasika ny Liberia tamin'ny Oktobra, 2008
Afrika: Mpanohana tokana an'i McCain eto Afrika
David Sasaki no nandefa lahatsarin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika: Ao anatin'ny eritreritra endri-panohanana dia ity ny lahatsarin'ny mety ho tsara indrindra amin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika. Raha tadidiko...
Liberia : Fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena
Mitohy ny dian'i David Sasaki, any Monrôvia, ary mitatitra mikasika ny fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena any Liberia izy : Developing Liberia’s national media is key to 1.) promoting democracy, 2.)...
Liberia : Tantara fohin'i Liberia
Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy : Liberia’s history – and specifically its relationship with the United...