Tantara mikasika ny Ginea
Sarimiaina hanoherana ireo hevi-diso momba ny valanaretina Ebôlà
Sarimiaina iray ho alefa ho entina miady amin'ireo hevi-diso momba ny fomba fifindràn'ny valanaretina
Ao Ginea, mitepo ny fon'i Kônakry sy Télimélé na eo aza ny viriosy Ebola
Manohy miaina sy miatrika ilay aretina i Ginea, na dia nahilik'izao tontolo izao aza noho ny fisian'ny Ebola.
Tena zavadoza tokoa ve ireo vaksiny andrana hanoherana ny Ebola?
Manamafy ny hetsika ataony ny vondrompiarahamonina iraisampirenena mba hamongorana ilay valanaretina. Marobe ireo firenena nilaza fa nahita vaksiny na fanafody ary efa nampiasainy sahady tsy nanaraka ny zotra fanao takiana ho an'ny fanafody rehetra.
Ginea: noho ny viriosy Ebola, hopitaly iray manontolo no nakatona
Antokon-draharaha iray manontolo any anatin'ireo hôpitaly lehibe ao Kônakry no tsy miasa intsony rehefa nahitàna tranga vaovao-nà viriosy Ebola
Mahafaty olona ny firotsahan'ny polisy an-tsehatra ao Ginea, mifikitra amin'ny fitondrana i Alpha Condé
Manao herisetra mahafaty olona ny polisy ao Ginea raha miezaka manova ny lalampanorenana ny filoha ao mba hifikirana eo amin'ny fahefana









