Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2015

Tantara mikasika ny Ginea tamin'ny Avrily, 2015

Mivoaka Miditra Aloha Ireo Mpanohitra Ao Ginea Mialoha Ny Fifidianana Filoham-pirenena.

Nifamory tany Parisy ireo filohan'ny mpanohitra, izay niampangan'izy ireo ny governemantan'ny Filoham-pirenena Alpha Condé ho "manitsakitsaka miverimberina" ny lalàm-panorenana.

Ginea: Mitotongana be ny famokarana ara-pambolena ary Manambana ny Mosary noho ny otrikaretina Ebôlà

Manomboka mampitanondrika ny toekaren'ireo firenena niharany ny areti-mifindra Ebolà, izay iharan'ny fatiantoka goavana izay hitontaly 1,6 lavitrisa dolara.

Mampitandrina Ireo Menavazan'ny Ebola Fa Mila Mailo Hatrany Na dia Mihena Aza ny Isan'ny Trangan'aretina

Herintaona izay ny OMS (Fikambanana manerantany misahana ny fahasalamana) no nanambara ny fihanaky ny aretina Ebola ao Afrika Andrefana. Miasa mitatitra momba izany ny dokotera sy ny mpanoratra gazety ara-pahasalamana.