· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Ghana tamin'ny Desambra, 2017

Ganà: Ny Ivontoerana Kofi Annan ho an'ny Fahombiazana Amin'ny ICT

  23 Desambra 2017

Ny alakamisy maraina teo, natomboko tamin'ny fitsidihana samirery ny Ivontoerana Kofi Annan ho an'ny Fahombiazana amin'ny ICT [TIC amin'ny teny Frantsay: Teknolojian'ny Fampitambaovao sy ny Fifandraisana], ivontoeram-piofanana manaraka ny teknolojia avolenta natsangan'ny fitondran'i Inde sy Ganà, ny tontolo androko.