Tantara mikasika ny Ghana tamin'ny Septambra, 2010
USA sy Ghanà: Izay mainty fihodirana to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”
Ny mpiblaogy Abena dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lisitr'ireo “mainty fihodirana 100 izay to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”“. Somary kivy anefa izy raha nahita fa toa anarana faheno amin'ny tontolon'ny fampisehoana avokoa ny ankamaroan'ireo voatonona ao. Are black men with the most impact on the planet likely to...
Ghana: Italiana ve i Mario Balotelli sa Ghaneana ?
Italiana ve i Mario Balotelli sa Ganeana? Izany no fanontaniana mipetraka nahatonga adihevitra mafana amin'ny aterineto . Mpilalao baolina kitra mpamono baolina milalao ho an'ny tanànan'i Manchester i Mario Barwuah Balotelli ary ao amin'ny ekipam-pirenena Italiana. Nateraky ny mpifindra monina Ganeana tany Italie izy