Tantara mikasika ny Ghana tamin'ny Janoary, 2008
Ghana : Nihinana “Waakye”
Fran mitatitra momba ny sakafo fihinana any Ghana antsoina hoe “Waakye” : Last night I cooked up some waakye (pronounced “WAAchi where the “i” sounds like the “i” in “in” and made from rice and beans or black-eyed peas), fried some ripe plantain slices, made a little gravy (oil, onion,...
Ghana: Sarin'ny CAN (fiadiana ny amboara ekipam-pirenena Afrikana)
David Ajao no manome saripika maromaro nalaina nandritra ny CAN na ny fifaninanan'ny ekipam-pirenena afrikana 2008: “Afaka tendrenao (kilikenao na pihanao) ny eo ambony sary ahitanao sary hafa na tendrenao ny rohy eo ambany hizoranao mankany amin'ny rakitsarin'ny Ghana 2008.”
Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto
Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra: If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where...
Ghana : Miblaogy ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008
Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra : I welcome you all to Ghana 2008 – the 26th African cup of Nations. Today, 20th of January, 2008(today) the city of Accra in Ghana came alive with the opening ceremony...
Ghana : Mivantana ao amin'ny “African Path” ireo lalaon'ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika, baolina kitra
Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana : The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations is the premier sporting event on the African continent that occurs on a biannual basis in January and February. “Azo...