Tantara mikasika ny Eritrea tamin'ny Septambra, 2018
Fisorohana ady Afrikana iray hafa – Fandinihana blaogy mikasika ilay fifandirana Etiopiana-Eritireàna
''...Toa mbola fiahiahiana no fijery amin'ny ankapobeny manjaka ao amin'ny tontolon'ny blaogy mikasika ny antony mety hiadian'i Etiopia amin'i Eritrea. ''
Fijery Avy Any Amin'ny Tandrok'i Afrika Sy Sodàna
I Etiopia no iray tamin'ireo firenena Afrikana efatra monja tsy voazanaky ny fitondrana Eoropeana mihitsy. Na dia mahaleotena aza, niharan'ny fibodoana nataon'ny Italiana i Etiopia tamin'ny taona 1936 hatramin'ny taona 1941. mamerina amintsika indray ny tantara ny ethiopundit - 110 taona lasa izay - tamin'ny Adin'i Adwa, izay nandresen'ny hery Etiopiana an'ireo Italiana mpanjanaka nanana teknolojia avolenta.