· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Djibouti tamin'ny Jona, 2019

Fomba fijery avy any an-tandrok'i Afrika

Feno  fifanakalozan-kevitra momba ny sehatry ny kolontsaina sy ny politika ny tontolon'ny bilaogy ao amin'ny Tandrok'i Afrika sy Sodàna. Zavatra iraisana, izay toa nipoitra teo amin'ireo bilaogera Etiopiana ny tsy fisian'ny fangorahana ho an'ny governemantan'ny fitondran'ny Praiminisitra Meles Zenawi.

07 Jona 2019