Tantara mikasika ny Djibouti tamin'ny Mey, 2017
Chez Gangoueus: Bilaogy Mamiratra Momba Ny Literatiora Afrikana Amin'ny Teny Frantsay
Izay mamirapiratra tamin'ireo bilaogy mahavariana amin'ny teny 11 no mahazo ny Loka ho an'ny Bilaogy Tsara Indrindra 2010. Chez Gangoueus (amin'ny teny Frantsay) no mpandray anjara nahazo ny laharana faharoa tamin'ny loka Bilaogy Tsara Indrindra amin'ny teny Frantsay tamin'ny taona 2010.