Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Septambra, 2024
Ao Côte d'Ivoire, leferin'ny lalàna ny vondrom-piarahamonina LGBT+, fa tsy eny anivon'ny fiarahamonina
Tsy heloka bevava ao Côte d'Ivoire ny fiarahan'ny olona mitovy taovam-pananahana, saingy tsy manana fiarovana araka ny lalàna ny vondrom-piarahamonina LGBT+. Anatin'io toejavatra io, miaina eny ivelan'ny fiarahamoniny ireo olona hafahafa