Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Mey, 2018
Côte d'Ivoire: Iza no namono ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana miisa fito ? (Lahatsary)
Niafara tamin'ny ra mandriaka ny Alakamisy 3 Martsa 2011 ilay noheverina fa ho diabe milamina . Vehivavy miisa fito no voalaza fa maty voatifitry ny tafi-piarovam-pirenen'i Gbagbo nandritra ny fihetsiketseham- behivavy izay nokarakaraina tao Abobo, tanàndehibe mpanohana an'i Ouattara, ao an-drenivohitra ara-toekarenan'i Abidjan.