Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Febroary, 2017
Côte d'Ivoire : An-dàlana Ny Fanavaozana Tena Ilaina Ao Amin'ny Tafika
Miverimberina foana ny resaka mikasika ny fitakiana ara-pitaovana ataon'ny tafika nanomboka tamin'ny fialan'i Côte d'Ivoire taminà ady sivily naharitra folo taona, tamin'ny 2011.