Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Novambra, 2016
Lalàm-panorenana Vaovao Ho An'i Côte d’Ivoire
Manavao ireo andrim-panjakana Ivoariana ilay lalàna vaovao, ary manao ho fanamby ny hiainana miaraka ao anaty firenena iray izay voazarazaran'ny fifampiandanian'ireo foko sy finoana.