Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Febroary, 2015
Voampanga Ho Nanararaotra Ireo Mpifindra Monina AFrika Atsimon'i Sahara Ny Mpitandro ny Filaminana Maraokanina
"Nisy fiara fitateram-bahoaka enina niandry anay, nasaina niakatra tao anatin'izany fiara izany izahay. Avy eo, naharitra ora maromaro ny nitondrana anay tany amin'ny tany foana. Tsy fantatray izay toerana nalehanay." Hoy ny fijoroana vavolombelona avy amin'ny mpifindra monina iray.