· Desambra, 2013

Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Desambra, 2013

Loharanon'Angovo 5 Tsy Tsara Trandraka Ao Afrika

  06 Desambra 2013

Mbola mizaka matetika loatra ny olan'ny fampifandimbiasana fanapahan-jiro ny ankamaroan'ireo firenena ao Afrika, izay manakana ny firosoana ara-toekareny. Kanefa tsy ny loharanon'angovo akory no tsy misy. Ity ny lisitr'ireo loharanon'nagovo izay tena tsy tsara trandraka ao Afrika ao