Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Novambra, 2012
15 Novambra 2012
Côte d'Ivoire: Hiakan-katezeran'ireo Mpikirakira Aterineto Noho Ny Fanangonana Fe-potoam-piasàna
Sitrak'ireo Ivoariana bilaogera raha mba misy resaka matotra miainga mikasika ity fanangonana fe-potoam-piasàn'ireo parlemantera ao Côte d'Ivoire ity. Reraky ny mahita ireo solombavambahoaka lasa ben'ny tanàna avy eo na filohanà filankevitra, ka ety anaty tambajotra sosialy na amin'ny alàlan'ny fanangonan-tsonia dia angatahan'ireo mpikirakira aterineto ireo ivoariana mpitarika politika mba hitsipaka...
11 Novambra 2012
Inona Ny Anjara Asan'ny Tafika Eto Afrika ?
Matetika ny Tafika no nitana anjara toerana nampiova zavatra saingy manalasala teo amin'ny fiainana politika teto Afrika. tanelanelan'ny taona 1950 sy 2000, 53 ny firenena afrikana nizaka fanonganam-panjakana 85 izay tonga tamin'ny fiovan'ny fitondrana. Taorian'ny fiatoana kely nandritra ny taompolo 90, mbola fanta-daza tamin'ny fisiana fanonganam-panjakana be indrindra nandritra ny taompolon'ny taona 2000...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...