Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2011

Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Mey, 2011

05 Mey 2011

Côte d'Ivoire : Ny Antsipirihan'ny Fisamborana Ny Filoha Teo Aloha Anaty Lahatsary Vaovao

Be ny lahatsary mivoaka maneho ny fizoran'ny fisamborana ny filoha teo aloha tao Côte d'Ivoire sy ny vadiny , Laurent ary Simone Gbagbo. mampiseho ny ampahany amin'ny tranga nisamborana an-dry Gbagbo, nanomboka tamin'ny fanbdarohana baomba ny toeram-ponenan-dry zareo nataon'ny tafika Frantsay ka hatramin'ny namindràna ny fianakavian'i Gbagbo ho any amin'ny...