Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Oktobra, 2010
Fifidianana Côte d'Ivoire : naato ny SMS
Ho fitandroana ny filaminana mandritra ny fifidianana tontosaina ny alahady 31 oktobra ao Côte d'Ivoire dia naaton'ny ATCI (autorité des Télécom ivoirienne na sampandraharaha misahana ny fifandraisandavitra Ivoariana) ny fampiasana...
Cote d'Ivoire: Herisetra manakaiky fifidianana
Mpikaroka momba an'i Afrika Andrefana ao amin'ny Human Rights Watch (fanaraha-maso ny zon'olombelona) Corinne Dufka no niteny:” Raha mbola misaritaka amin'ny fikarakarana fifidianana ny mpanao politika sy ny diplaomaty vahiny,...
Afrika: Mbola mitolona ho amin'ny fahalalahana an-gazety ny mpanao gazety
Reporters Sans Frontières no namoaka ny Filaharan'ny fahalalahan-gazety androany (20/10/2010). Nomarihan'ity fizarana momba an'i Afrika moa fa faninefany misesy izay no nitazonan'i Eritrea ny laharana farany ary amin'ireo firenena afrikana mpiteny...