Tantara mikasika ny Cote d'Ivoire tamin'ny Aogositra, 2008
Cote d'Ivoire : Fihaonan'ny mpitoraka blaogy
Mikasa hikarakara “Blogcamps” ao Abidjan [Fr] i Théophile Kouamouo, mba hihaonan'ireo mpitoraka blaogy any an-toerana, hifampizarany ny traikefany sy hampianarana izay liana amin'ny fitorahana blaogy.