· Novambra, 2019

Tantara mikasika ny Tchad tamin'ny Novambra, 2019

Sodàna: Miezaka ho velona tsy ampian'ireo ONG

  13 Novambra 2019

Ny 4 Martsa 2009, ny Cour Pénale Internationale (CPI) dia namoaka didy fampisamborana ho an'ny filohan'i Sodàna, Omar Hassan al-Bashir. Ho valifaty dia 13 ireo ONG noraràna dieny ny ampitson'io tsy hahazo hiasa ao amin'ilay firenena, isa tafakatra ho 16 ny herinandro taorian'izay