Tantara mikasika ny Tchad tamin'ny Marsa, 2019
Herintaona tsy nisy Aterineto : tsy afaka niditra an-tserasera ireo Tshadiana nanomboka ny volana Martsa 2018
Toa fahavononana ny hampiasa ity sivana ity ho toy ny fitaovana hanampenam-bava ny fahalalahan’ny olom-pirenena haneho hevitra sy ny fivezivezen’ny vaovao malalaka ao Tchad no tanjona.