Tantara mikasika ny Cap Vert tamin'ny Mey, 2008
Cap Vert : Andron'i Afrika
Baluka Brazao no manapariaka ao amin'ny Ta sumara Tempo ho fankalazana ny Andron'i Afrika [25 May] ny hosodoko iray nataon'i Robert Colescott ary mitondra ny lohateny hoe : Marching to...
Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey
Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana,...
Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana
Eileen Barbosa no mitatitra ao amin'ny Soncent fa naharitra hatramin'ny adiny telo ny filaharana hifidianana omaly [Alahady 18.05.2008] tany Cap Vert : Pessoalmente, achei muito pouco admissível, mas muita gente...
Cap Vert : Fotoam-pifidianana izao
Abraão Vicente no manapariaka hosodokon'i Gilbert & George ao amin'ny Um Janela Prindadu na Paredi Mundu handravaka izay fijeriny ny fifidianana izay hotanterahina aty ho atsy any Cape Vert :...
Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana
Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky...