Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Septambra, 2024
Mamonjy sekoly ao Afrika: maningotr'aina ho an'ireo ankizy an-tapitrisany
Ao Afrika, tsy mitovy ny taham-pidirana an-tsekoly ary misy ampahany amin'ny tanora no atao an-jorom-bala. Amin'ny ampahany, io toejavatra io dia noho ny resaka filaminana sy toekarena misy an'ireo mpampianatra.
Ny fepetra iainan'ireo vehivavy ao Sahel no fototry ny fanolorantenan'i Djaïli Amadou Amal
Amin'ny fiainan-dry zareo andavanandro, miatrika herisetra marobe ireo vehivavy ao Sahel. Ny literatiora no hany ahafahany mandrava ireo fadifady sy manomboka adihevitra momba ireny olana ireny.