· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Borkina Faso tamin'ny Jona, 2008

Borkina Fasô : Jiolahy mpanakan-dàlambe

  24 Jona 2008

Ny mpiblaogy Borkinabe QuophyBlogeur mitatitra mikasika izay nihatra tamin'ny mpandehan'ny orinasam-pitaterana Ghaniana STC [Intercity State Transportation Corporation] raha nisy jiolahy mpanakan-dàlambe nanambana sy nitifitra ny fiarabe nitatitra azy ireo : Le trajet d'un car de la société ghanéenne STC – de Ouaga-Accra via Kumasi – a failli tourner au drame....

Borkina Fasô : Fanafody amidy eny an'arabe

  09 Jona 2008

QuophyBlogeur no mitatitra mikasika ny loza vokatr'ireo fanafody amidy eny an'arabe any Borkina Fasô : Malgré une Centrale d’achat des médicaments essentiels génériques et des consommables médicaux (Cameg) qui fait du Burkina Faso «Le leader de l’Afrique de l’Ouest dans le domaine du médicament essentiel générique en termes de volume,...

Borkina Fasô : Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava Winyé

BurkinaMom [Neny Borkina] izay fotsy hoditra monina any Ouagadougou, no manapariaka sary sy mitatitra mikasika ny Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava tany Winyé, any Borkina Fasô : The Seventh Annual Winyé Mask Festival was held on Friday and Saturday in Boromo- a small town just about two hours’ drive from Ouaga....