· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Borkina Faso tamin'ny Mey, 2008

Borkina Fasô : mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja

  26 Mey 2008

Stephen Davies no manambara ao amin'ny Voice in the Desert [Feo avy any an'efitra] fa afaka mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja monja, izay iray amin'ireo fiteny fampiasa any Borkina Fasô : We're all familiar with dazzling language-learning promises made by Linguaphone and similar companies: Speak fluent...