· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Borkina Faso tamin'ny Oktobra, 2007

Borkina Fasô : Manampy ireo Borkinabe hiady ny fanampenam-bava ireo blaogy

  31 Oktobra 2007

Any Borkina Fasô, tsy fandanian'andro fotsiny ihany ny fitorahana blaogy fa tena manandanja tokoa. Satria ireny no mba maso sy sofina entin'ireo olona aman'arivony eto amin'ny Aterineto [manaraka ny toe-draharaha any an-toerana]. Nandritra ny fankalazana ny fahatsiarovana ny faha-20 taonan'ny namonoan'ny sasany an'i Thomas Sankara, filoha amperin'asa fahizay, izay notanterahina...

Borkina Fasô : Miverina avy any an-tsesi-tany i Mariam Sankara

  24 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny kabary fisaorana nataon'i Mariam Sankara vady navelan'ny filoha izay maty tamperin'asa nandritra ny fanonganam-panjakana roampolo taona lasa izay : « c'est avec beaucoup d'émotion que j'ai foulé le sol de mon pays après ces 20 ans d'exil et que j'ai vu l'enthousiasme et...

Borkina Fasô : Mpanao gazety voavidy

  24 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny androm-pirenena natokana hoan'ny fampahalalam-baovao izay nankalazaina tany Borkina Fasô : « La solidarité entre journalistes est difficile vue les intérêts contradictoires et l’existence de certains obstacles : la sollicitation des hommes politiques, les flatteries des personnalités, les luttes concurrentielles et la pauvreté des...

Borkina Fasô : Sarimihetsiky ny lasin'ny ankizy

  23 Oktobra 2007

Ny blaogy under the Acacias dia maneho sarimihetsika ahitana ny lasin'ny ankizy natao tany Borkina Fasô : « Here is a short 4 minute video with clips of the Kids Camp run in Gorom-Gorom, Burkina Faso in August. It was run jointly by the churches of Gorom-Gorom, and by Glenwood...

Borkina Fasô : Angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa

  17 Oktobra 2007

Ny mpanoratra ny blaogy Africa Flak izay mipetraka any Borkina Fasô dia mitatitra angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa : « No matter how Compaore celebrated, the 20th anniversary was always going to sensitive and emotional. Compaore came to power through a coup that struck down and killed his brother-in-arm...