2024, fotoam-pifidianana efa ho roapolo no nanamarika azy tao AfrikaFirenena roa mampiasa sy miteny frantsay no nanemotra amin'ny daty tsy voafaritra ny fifidianan ho amin'ny 2025 Mpanoratra Jean SovonNandika avylavitra29 Desambra 2024
Nandravarava tao Mayotte ny rivodoza Chido : niatrika voina tsy nisy toy izany ny nosyAzo heverina ho mihoatra lavitra ny 35 ny isan'ny matyMpanoratra Mamisoa RaveloaritianaNandika Andriamifidisoa Zo27 Desambra 2024
Tsipika iray vaovaon'ny fifandonana mikisaka avy any Donbass any Okraina mankany Sahel ao MaliNotapahan'i Mali, Borkina Fasô ary Nizera ny fifandraisany ara-diplaomatika amin'i OkrainaMpanoratra Bénin Intelligent, Arnauld Kassouin, Jean SovonNandika Sylvia Aimée26 Desambra 2024
Fitsimbadihan'ilay vondrona fiarovantena ao Lakurawa, ambana vaovao ho an'ny fandriampahalemana ao Afrika AndrefanaMiroborobo amin'ny alàlan'ny fitrandrahana ireo fanaintainana ara-toekarena sy sôsialy ilay vondronaMpanoratra Arnauld KassouinNandika avylavitra26 Desambra 2024
Tamin'ny resaka an-databatra tao Accra; manampahaizana avy amin'ny anjerimanontolo manasongadina ny fironana ho any amin'ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery manerana an'i AfrikaSadasada ny toetry ny fahalalahan'ny haino-vaky-jery ao AfrikaMpanoratra Jeslyn LemkeNandika Ornella24 Desambra 2024
Rising Voices: Mihaino izao tontolo izao amin'ny teniny manokanaFanavaozam-baovao avy amin'ny fihaonambe Global Voices tany NepalMpanoratra Ethan ZuckermanNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson23 Desambra 2024
Tantaran'ny kiraroko: fampahatsiahivana ireo taona roa nahatsiravina niaretanay tamin'ny adin'i Tigray tao Etiopia'Mila ren'izao tontolo izao ny zava-nitranga taminay stria toa adinon'ny rehetra i Tigray'Mpanoratra Guest ContributorNandika avylavitra22 Desambra 2024
Resadresaka nifanaovana tamin'ilay Keniàna poeta sy mpiventy tantara, Njeri WangariMieritreritra ny fiainany sy ny androny ilay Keniàna poetaMpanoratra Kevin RennieNandika avylavitra22 Desambra 2024
Ny fiantraikan'ny fandrahonana ho faty, ny fahaverezan'asa, ary ny tsy fisian'ny fiarovana an'ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaTopimasso amin'ny fiampangàna ireo tsy ara-dalàna sy ny fiarovana ireo mpisintona lakolosy ao Afrika AndrefanaMpanoratra Pamela EphraimNandika Ornella18 Desambra 2024
Ny fiovaovan-toerana amin'ny krizin'ny fifindra-monina ao AfrikaTarihin'ny tsingerina hafa mifandraika aminy io varavarana mihodikodin'ny famindra-toerana ioMpanoratra Guest ContributorNandika Andriamifidisoa Zo18 Desambra 2024