· Jona, 2024

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Jona, 2024

Tandindonin-doza ny fahalalahan-gazety ao Guinée

GV Mpisolovava  3 herinandro izay

Mbola mizaka mafy ireo karazam-pamerana fahalalahana ny tontolon'ny asa fanaovan-gazety hatramin'ny nisian'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2021. Tsy manampy ny mpanao gazety amin'ny asany izany toe-javatra izany.