· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Desambra, 2018

Pakistana: Bilaogin'ny Fihetsehana

  01 Desambra 2018

Miala tsiny aho noho ny tsy namoahako lahatsoratra ny herinandro lasa teo fa lany lasantsy talohan'ny nahafahako niditra ny araben'ny aterineto sy nitondra ny fangaronà lahatsoratra Pakistaney farany mahazatra ho anareo ny scooter Vespa nitokisako. Voatery nitady loharano hafa hahazoako ny fatram-baovao iraisam-pirenena ilaiko isanandro aho.