· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Avrily, 2019

Fanafihana ny tranonkalan'ny Vaomieran'ny fifidianana tao Pakistana

GV Mpisolovava  04 Avrily 2019

Nisy nipiraty ny Zoma 29 Martsa 2013 ny tranonkalan'ny Vaomieran'ny fifidianana ao Pakistana, sampana mahaleotena misahana ny fanaraha-maso ny fifidianana ankapobeny.Araka ny fampitam-baovao tao an-toerana, "nipiraty ny pejy fandraisana [ny mpijirika Indiana iray]"  ary inoana fa "nanimba ny fisiany ho an'ny mpitsidika izany."

PangeaDay: Ireo Lahatsary Hanovàna Izao Tontolo Izao Rehefa 10 May

10 may 2008 tamin'ny 6ora hariva GMT, lahatsary 24 no nalefa nandritra ny hetsika PangeaDay, avy aminà faritra enina, ary amin'ny fiteny fito samihafa eto an-tany, ho hita avy amin'ny Aterineto, fahitalavitra na finday, ka tokana ny tanjona : hahafantarana ny fiainan'ny hafa, hifantohana amin'izay mampitovy antsika, fa tsy izay mampiavaka,hiasàna ho an'ny fandriampahalemana.