· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Mey, 2018

Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana

  16 Mey 2018

Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ny hanatsaràna ireo tolotra amin'ny fahasalamana any anatin'ireo firenena andalam-pandrosoana.

Ny zon'ny vehivavy any Pakistana

  14 Mey 2018

Pakistani women are subject to increasing abuse and rights and opportunities are disappearing from them gradually. The absence of protection of law and lack of implementation of existing laws are worsening their plights. Pakistani bloggers discuss the situation. Iharan'ny fanararaotana sy ny fahaverezan-jo ny vehivavy Pakistaney ary manjavona tsikelikely ny fahafahan'izy ireo noho izany. Manasarotra ny fitarainan'izy ireo ny tsy fisian'ny fiarovana ny lalàna sy ny tsy fahampian'ny fampiharana ny lalàna misy. Miady hevitra momba ny zava-misy ireo bilaogera Pakistaney.