Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Janoary, 2018

12 Janoary 2018

Feo Avy Ao Azia Atsimo

Inona no malaza ao amin'ny bilaogy 2006 avy ao Azia Atsimo

11 Janoary 2018

Nepal: Tabataba Manoloana Ny Grevy Fanakatonana Aterineto

Nisy fiantraikany ho an'ireo bilaogera ny fanapahan-kevitry ny Fikambanan'ny Mpanome Tolotra Aterineto tao Nepal (ISPAN) tamin'ny fanakatonana ny tolotra aterineto nandritra ny adiny roa ny maraina sy ny hariva.

10 Janoary 2018

#FindRaza: Fanentanana Amin'ny Media Sosialy Ho Amin'ny Fiverenan'ilay Mpikatroka Zon'Olombelona Pakistaney

GV Mpisolovava

Satria miandry ny fiverenany azo antoka ny fianakaviany, nanao fanentanana amin'ny media sosialy ny mpikatroka mba hanery ny manampahefana handray fepetra. Ny tenifototra #FindRaza no nampiasaina hitakiana ny famerenana azy.

09 Janoary 2018

Sompirana Tamin'ny Adim-Panafahan'i Bangladesh any amin'ny Bilaogy

Vakio ireo vaovao tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bangladesh

06 Janoary 2018

Mizara Turrón de Doña Pepa Ao Colombo

" nanana fahatsapana mahatalanjona aho fa nizara kely ny fireneko tamin'ny olona avy amin'ny saika manerana izao tontolo izao."

05 Janoary 2018

Asehon'ny Zo Hahazo Vaovao ao Sri Lanka ny Lalam-Panakanana Tranonkala

GV Mpisolovava

Manambara ny vaovao navoakan'ny Vaomiera Misahana ny Fifandraisandavitra fa 13 ireo tranonkala nosakanana hatramin'ny taona 2015, tafiditra amin'izany ireo tranonkala mamoaka vaovao politika sy tranonkala vitsivitsy mamoaka sary vetaveta.

04 Janoary 2018

India: Herisetra Ao Gurgaon

Resahan'ireo bilaogera ny momba ny herisetra tao Gurgaon, izay nateraky ny fifandonan'ny mpitandro filaminana sy ireo mpiasan'ny sampanà indostria iray.