Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Mey, 2017
Tafintohina Tamin'ny Dokambarotra Milina Fanasan-damba Mampiseho Herisetra An-tokantrano Ireo Pakistaney
"Maharikoriko ilay dokambarotra ... .toa milaza izany fa tokony hirehareha amin'ny namany ny lehilahy amin'ny fidarohana ny vadiny"
Mahery Fo Roa Tratry ny Fanafihana Tamin'ny Asidra, Eny ambony Fandrian'ny Hopitaly No Manàla Fanadinana
Tsy navelan'i Seema Basnet sy Sangita Magar ho vato misakana ny fianaran'izy ireo ny ratra nanjo azy.
Miresaka Fahakiviana Lalina Mihataka Lavitra Amin'ny Fanilikilihana Ara-tsosialy ny Indiana
"Ao am-poko, mino fa fotoana mety izao ho an'izao tontolo izao hiadiana amin'ny fahakiviana lalina amin'ny fomba ara-drariny."
Netizen Report: Mitranga ny Sivana Ao India, Niverina ny Aterineto ao Kamerona
Taverina ao Kamerona miteny Anglisy ny aterineto, nakatona ny media sosialy ao Kashmir. Misaona ny fahafatesan'ilay bilaogera maty voatsindron'antsy ny mpanao gazety ao Maldiva.
Nahoana No Lasa Olana Ho an'ny Indiana i Etazonia
Raha te-hahafantatra bebe kokoa momba ny fiainan'ireo Indiana ao amin'i Amerikan'i Donald Trump, dia niresaka tamin'ny tanora Indiana roa mikasika ny fikasan'izy ireo tsy tanteraka hianatra any Etazonia ny Global Voices