Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Febroary, 2017

Miasa Mba Hampitombo ny Fahalalan'ny Vahoaka ny Fiainana Manokana Amin'ny Aterineto Ireo Vondrom-piarahamonin'ny Teknolojia Misokatra ao India

Tao anatin'ireo taona lasa, nanao hetsika mba hampitomboana ny fahalalàna mikasika ireo olana amin'ny fiainana manokana amin'ny Aterineto, na tao amin'ny sehatry ny Aterineto na tamin'ireo hetsika ivelany, ireo vondrom-piarahamonina malalaka sy misokatra

Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana

Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.

Bhutan : Noraràn'ny Manampahefana ny Horonantsary Iray Noho ny ‘Fampiasàna Fahatany’ Ireo Sarontava Fampiasa amin'ny Fivavahana

"Tsy fandraràna ny horonantsary fotsiny io fanapahankevitra tery saina io fa fandraràna ny fahalalahana amin'ny fitenenana sy ny famoronana any Bhutan koa."