Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Oktobra, 2024
Fanambaràna ny fihaonambe 2024-n'ny Global Voices : Miaraha aminay any Kathmandu, Nepal ny 6 – 7 Desambra!
Ho avondrontsika ireo mpanao gazety, mpandika lahatsoratra, mpikatroka, mpahay teknôlôjia ary ireo olona hafa avy amin'izao tontolo izao mba hiresaka momba ny media nomerika, ny fahalalàna ary ny fikatrohana miainga avy amin'ny fijerin'ny maro an'isa manerantany.