· Jona, 2024

Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Jona, 2024

Miara-monina ny fianakaviana miara-mamboly any Nepal

  10 Jona 2024

Notendren’ny Firenena Mikambana ho “ Taompolom-pambolen’ny Fianakaviana” ny taona 2019–2028. Mirona mankany amin’ny fambolena lovainjafy ny tokantrano Nepaley sasany mba hiatrehana ny fiovaovan'ny toetr'andro sy hampitomboana ny fidiram-bola.