Tantara mikasika ny Maldiva tamin'ny Aogositra, 2017
Fanoherana ‘Fitsipaham-pitokisana’ Niteraka Fanakatonana Parlemanta
Mihozongozona noho ny didy jadona ny firenena satria mitombo hatrany ny fiampangana ny filoha Yameen noho ny fanampenam-bava ny mpanohitra sy ny fanagadrana ireo mpanohitra ara-politika, anisan'izany i Nasheed, izay voalaza fa voampanga tamin'ny fiampangana namboamboarina.