Tantara mikasika ny India tamin'ny Novambra, 2018
Azia Atsimo: Vahoaka, Vavaka, Sarimihetsika ary Politika
Maro ireo lohahevitra malaza noresahina teo anivon'ny blaogy maro isan-karazany tao Azia Atsimo. Hita tao anatin'izany ny 'Vahoaka, Vavaka, Sarimihetsika ary Politika'.
India: Miaro ny fahalalahana miteny
India: Miaro ny fahalalahana miteny
Azia Atsimo: Fihetsehampo Voalohany tamin'ilay Horohorontany
Nisy horohorontany nahatratra ny maridrefy 7.6 Richter nikapoka an'i Azia Atsimo androany maraina, i Kashmir no foibeny. Maneho ny fihetsehampony ireo bilaogy.
Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia
Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).
Azia Atsimo: andron'ny bilaogin'ny horohorontany
Azia Atsimo: andron'ny Bilaogin'ny horohorontany
Mumbai sy ny horohoro: Ny ampitso
Nanaitra ny firenena iray manontolo ny fanafihana tamin'ity halehibeny ity. Raha tsy vahiny amin'ny fipoahana baomba sy fanafihan'ny mpampihorohoro i India, dia tsy nampoizina ny toe-javatra momba ny takalon'aina naharitra ela be tao amin'ny toerana malaza iray. Ny fanodinana ny zotra-piaramanidina tamin'ny taona 1999 no takalon'aina farany notantaraina betsaka.
Tsidi-bilaogy Aziatika atsimo
Topi-maso vetivety momba ireo bilaogy sasany ao azia atsimo
Sary avy ao India: Seho Rock Tsy Niseho
Tsy tanteraka ny Seho Rock ho an'ny Fahaleovantenan'i Mumbai tamin'ity taona ity noho ireo mpitandro filaminana ao an-toerana. Nofoanana tamin'ny fotoana farany izany.
Sary avy ao India: Fiantsonana ao Churchgate, Mumbai
Fiantsonan'ny fitaterana an-dàlamby ao Churchgate, Mumbai.
Lahatsary : India, “Slumdog Millionaire” sy ireo tanàna farahidiny
.Ela ny ela, inty ny sarimihetsika iray tsy mandokandoka ireo vohitra ao amin'ny farany lalina ao India ho toy ny toerana «tsara tsy fahita firy» no sady tsy mampiseho ireo ankosotra sy zavatra atentina izay tsy mahakasika afa-tsy ampahany kely dia kely amin'ireo indiàna mpanarivo, nefa nofinofisin'ny rehetra