· Jona, 2024

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Jona, 2024

Dite Quetta ve? Eny, azafady!

Ny Tetezana - The Bridge  4 herinandro izay

Tato anatin'ny taona vitsivitsy, nipoitra tany amin'ny fon'ireo tanàndehibe tao Pakistàna ireo trano heva fisotroana dite Quetta, nahasarika olona avy amin'ny sarangan-taona rehetra, izay tonga amin'ny fotoana rehetra mandritry ny andro mba hankafy ilay dite

Miara-monina ny fianakaviana miara-mamboly any Nepal

  10 Jona 2024

Notendren’ny Firenena Mikambana ho “ Taompolom-pambolen’ny Fianakaviana” ny taona 2019–2028. Mirona mankany amin’ny fambolena lovainjafy ny tokantrano Nepaley sasany mba hiatrehana ny fiovaovan'ny toetr'andro sy hampitomboana ny fidiram-bola.