Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Vanuatu tamin'ny Desambra, 2018

SARIPIKA: “Drone” andefasana vakisiny any amin'ny nosy lavitra any Vanuatu

Vanuatu, tangoronosy miisa 83 mivondrona ho firenena iray mieli-patrana ao anatin'ny velarana 12.189 kilaometatra toradroa, no firenena voalohany eto ambonin'ny tany mampiasa tantelimby hitondrana vakisiny any amin'ireo vondrom-piarahamonina lavi-dalana.