Tantara mikasika ny Papua Nouvelle Guinee tamin'ny Febroary, 2022
Niray hina amin'ilay mpanao gazety Papoazia-Neo-Ginea naato amin'ny asany ireo vondrona media ao Pasifika
Naato tamin'ny asany i Sincha Dimara noho ny tatitra nataony momba ny raharaham-pitsarana nitoriana ilay tompona hotely Aostraliana Jamie Pang. Efa niatrika fanakianana ny MLN taloha noho ny fampiatoana sy fampanginana mpanao gazety.