Tantara mikasika ny Papua Nouvelle Guinee tamin'ny Jona, 2020
Hagagàna tamin'ny tsy nanavaozan'ny Praiminisitr'i Papua New Guinea ny lisansa fitrandrahana volamena ho an'ny orinasa goavana iray
Niteraka adihevitra mafana amin'ny fiantraikany ara-toekarena sy ny hoavin'ny sehatra fitrandrahana harena an-kibon'ny tany ao Papua New Guinea ny fahapahan-kevitra tsy hanavao ny fifanarahana amin'ny sehatra fitrandrahana harena ankibon'ny tany goavana iray.