Tantara mikasika ny Papua Nouvelle Guinee tamin'ny Novambra, 2019
Melaneziàna mpanao gazety, miampanga ny loza mitatao tsy mitsaha-mitombo amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety
"Tsy azon'ny governemanta melaneziàna ny mody manaja ireo fifanarahana iraisampirenena sy ireo firotsahany amin'ny resaka fahalalahana demaokratika no sady, mandritra izany fotoana izany, manome baiko hametrahana hisatra amin'ny zon'ireo mpanao gazety mba tsy ho afaka hiteny.."
Navotsotra ihany ilay mpitsoa-ponenana Iraniana-Kiorda Behrouz Boochani
"Vao avy tonga aty Nouvelle-Zèlande aho. Tena faly nahazo fahafahana enin-taona aty aoriana."