Tantara mikasika ny Papua Nouvelle Guinee tamin'ny Septambra, 2017
Teren'ny Minisitry ny Fahasalamana ao Papua Nouvelle Guinée (PNG) Ireo Hopitalim-panjakana Mba Hitsahatra Tsy Hiresaka Ny Tsy Fahampian'ny Fanafody ao Amin'ny Firenana
"Tsy maintsy ataoko tena faran'izay mazava, fa raha toa tsy ampy fanafody izahay, dia hotohizanay ny tabataba, ny tsy fanajàna ny didy napetraky ny ministera.."