Tantara mikasika ny Nouvelle Zelande tamin'ny Novambra, 2019
Navotsotra ihany ilay mpitsoa-ponenana Iraniana-Kiorda Behrouz Boochani
"Vao avy tonga aty Nouvelle-Zèlande aho. Tena faly nahazo fahafahana enin-taona aty aoriana."
Tsy mamerina ny fahalalahana ny fandraisana loka momba ny haisoratra: Antsafa niarahana tamin'i Behrouz Boochani, mpanoratra sady mpangataka fialokalofana,
Avy ao anatiny ny mpisintona lakolosy iray avy any amin'ireo toby fitazonana any Aostralia no miampanga ny fepetra toy ny helo iainan'ireo mpifindramonina sy mpialokaloka.