· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Nouvelle Zelande tamin'ny Avrily, 2018

Mitady Anaran-tsehatra indigi Vaovao Ireo Mpikatroka Tompotany

  02 Avrily 2018

Natao anjorony sy nampijaliana nandritra ny taonjato maro, mitady fizakantena ara-aterineto ankehitriny ireo vahoaka tompotany (indizeny) izay matetika sokajian'ny fanjakana fa vitsy an'isa. Nentanin'ny fahafahana hamorona (gTLD) vaovao, te-hisoratra anarana amin'ny anaran-tsehatra azy ireo manokana [teboka] indigi ny mpikatroka sasany. Saingy hahavita handresy ny fanamby ara-bolan'ny aterineto ve izy ireo?