Tantara mikasika ny Nouvelle Zelande tamin'ny Desambra, 2008
Fiji sy New Zealand miditra amina ‘famonoan-tena ara-diplaomatika’
Mihenjana ny tady eo amin'ny fifandraisan'i Fiji sy New Zealand nanomboka ny Talata teo raha samy nandroaka ireo Lehiben'ny diploamaty niasa tany aminy avy ny roa tonta. Tanaty vàlan-dresaka ho...